- Alarobia 01 Febroary 2017
Actualités.Depiote Ravoninjatovo Sahoby Handrotsahy orana artifisialy any Marovoay
Manao antso avo amin’ny fitondram-panjakana mahefa miainga any amin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina,
Hamaky ny tohinyManao antso avo amin’ny fitondram-panjakana mahefa miainga any amin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina,
Hamaky ny tohinyMivoatra hatrany ny fahasorenan’ny mpanjifan’ireo zotran’ny kaoperativa UCTU amin’ny afitsok’ireo mpamily sy mpanerany.
Hamaky ny tohinyNiravona ny disadisa teo amin’ny Ben’ny tanànan’i Bemanonga, Distrika Morondava Miadamanana Roberto sy ny solombavambahoaka voafidy tao Mahabo faritra Menabe Raveloson Ludovic vokatry ny fivarotana vary
Hamaky ny tohinyTsy rototra ! Izay no azo ilazana azy raha mijery ny fanadihadiana natao isam-pokontany mikasika ny fahavitrihan’ny olom-pirenena hanamarina ny anaran’izy ireo ao anaty lisi-pifidianana hatreto.
Hamaky ny tohinyTonga nankahery ireo niharam-boina tamin’ilay lozam-pifamoivoizana nahatsiravina nahafatesana olona 47,
Hamaky ny tohinyManomboka anio alarobia 1 febroary ny fotoana nambaran’ny Vondron’ireo mpitatitra an-tanàn-dehibe na ny UCTU ny mpanjifa fa hiakaran’ny saran-dalana ho 500Ariary.
Hamaky ny tohiny