- Alakamisy 02 Febroary 2017
Actualités.Kortezina manampahefana mitrifana Manomboka tezitra ny olona
Mahatezitra ny mpiara-belona ny fihetsiky ny ankamaroan’ireo mpitondra ambony eto amintsika eny an-dalambe eny.
Hamaky ny tohinyMahatezitra ny mpiara-belona ny fihetsiky ny ankamaroan’ireo mpitondra ambony eto amintsika eny an-dalambe eny.
Hamaky ny tohinyNanapa-kevitra ny filankevitry ny governemanta manokana notanterahana omaly maraina teny Mahazoarivo fa hahazo ilay vola fanampiana ny mpitatitra miisa 6 305 ao anatina kaoperativa 156 manerana an’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyOlona iray namoy ny ainy, omby miisa 48 very. Izay no vokatry ny asan-dahalo nitranga tany Betsipolitra, distrikan’i Miandrivazo ny faramparan’ny taona 2016 iny.
Hamaky ny tohinyTsy mametraka vidim-bary mazava intsony ny ankamaroan’ireo mpivarotra eny an-tsena amin’izao fotoana izao, indrindra fa ireo mpaninjara.
Hamaky ny tohinyNotanterahina nanomboka omaly alarobia 1febroary etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely indray ary hifarana anio ilay Salon de l’orientation et guides des études supérieures andiany faha-11 karakarain’ny AJEEM (Association des Jeunes Enseignants et Etudiants de Madagascar).
Hamaky ny tohinyNidina namaha ny olan’ireo mpivarotra amoron-dalana tetsy Behoririka omaly ny teknisianin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra notarihin’ny Sekretera jeneraly Razafimahefa Heriniaina sy ny delegen’ny Boriborintany fahatelo.
Hamaky ny tohiny