- Zoma 10 Febroary 2017
Actualités.Fampiakaran-karama 7% “Maneso ny mpiasam-panjakana”, hoy i Beanjara Paul
Maneso ny mpiasam-panjakana ny fanondratana 7% ny karama, hoy ny antoko SFDM (Sehatra Fampandrosoana ny Demokrasia eto Madagasikara), anisan’ny mpikambana ao anatin’ny sendikan’ny mpiasam-panjakana.
Hamaky ny tohiny
