- Talata 14 Febroary 2017
Actualités.PNUD eto Madagasikara Iharan’ny fisolokiana
Mampahafantatra ny avy eo anivon’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fampandrosoana na ny PNUD fa misy olona
Hamaky ny tohinyMampahafantatra ny avy eo anivon’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fampandrosoana na ny PNUD fa misy olona
Hamaky ny tohinyRehefa avy nitety ireo kaominina miisa 22 mandrafitra ny distrikan’Arivonimamo ny solombavambahoaka Rakotomanjato Rodin, nitondra ny anjara birikiny tamin’ny fanarenana sy fametrahana fotodrafitrasa samihafa ilain’ny mponina dia niditra indray amin’ny asa fampandrosoana eo anivon’ny kaominina ambonivohitra miainga avy amin’ny filan’ny mponina
Hamaky ny tohinyEfa ela ny nahenoana fa mandray fepetra ny mpitondra fanjakana. Ny zava-misy iainana eto amin’ny firenena hatramin’izao anefa dia miha very fanahy mbola velona ny mpiray tanindrazana.
Hamaky ny tohinyAsa mila finiavana ny fanaovana ny asan’ireo mpilatsaka an-tsitrapo sady tsy handraisan-karama.
Hamaky ny tohinyNampidirina am-ponja vonjimaika eny Antanimora ny sabotsy teo, araka ny vaovao azo, ny filohan’ny fokontany Anosizato Atsinanana II teo aloha,
Hamaky ny tohinyNodimandry ny sabotsy teo Rabenindrainy Manohisoa, minisitry ny fitsarana tamin’ny andron’ny filoha teo aloha Ratsiraka Didier sady efa mpikambana teo anivon’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.
Hamaky ny tohiny