Actualités

PNUD eto Madagasikara Iharan’ny fisolokiana


  • Talata 14 Febroary 2017

Mampahafantatra ny avy eo anivon’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fampandrosoana na ny PNUD fa misy olona

misandoka ho mpiasan’ity rafitra iraisam-pirenena ity izay miantso na mandefa mailaka amin’ireo orinasa mpisehatra amin’ny fandraharahana ny zotram-piaramanidina miara-miasa amin’izy ireo ka manao tolotra fiaraha-miasa hividianana tapakilam-piaramanidina amin’ny anaran’ny PNUD. Misy, araka izany, ny tolotra sy fampahafantarana sandoka hita any amin’ny tambajotran-tserasera samihafa any amin’izao fotoana izao. Milaza ho tsy tompon’andraikitra amin’ireo voasoloky moa ity rafitry ny firenena mikambana ity ary mampahatsiahy fa azo alaina maimaimpoana eny amin’ireo foiben’izy ireo maneran-tany ny tolotr’asa sy tolo-bidy iandraiketany.


Mirija   

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT