- Alakamisy 16 Febroary 2017
Actualités.Samuel Christophe -DREN Boeny Nodimandry tampoka
Maloka tanteraka ny lanonam-panamarihana ny andron’ny sekoly tany Mahajanga, renivohitry ny faritra Boeny.
Hamaky ny tohinyMaloka tanteraka ny lanonam-panamarihana ny andron’ny sekoly tany Mahajanga, renivohitry ny faritra Boeny.
Hamaky ny tohinySamy manana ny hanitra ho azy, ka nanahirana ny fitsarana ireo tetikasa miisa 578 voaray tamin’ilay fifaninanana tetikasa “vehivavy mizaka tena ara-toekarena”, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny mponina sy ny sampandraharahan’ny firenena mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD) ary ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola (PTF).
Hamaky ny tohinyMety ve ny mimenomenona sy manome tsiny ary manakiana fotsiny manoloana ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana izao ? Io no fanontaniana ifotoran’ny fikambanana Za’Gasy
Hamaky ny tohinyNiafara tamin’ny fametraham-pialan’ny fari-piadidiam-pampianarana (Cisco) Fandriana, Andriatsimandravalazasoa Tomboniaina,
Hamaky ny tohinyNandritry ny fifampiarahabana nahatratra ny taona nataon’ny fianakaviamben’ny ofisy misahana ny zon’ny mpamorona na ny OMDA niaraka tamin’ireo artista mpikambana rehetra tetsy amin’ny TVM Anosy
Hamaky ny tohinyHatao mazava ho fantatry ny vahoaka eny ifotony manomboka izao ny tetibolam-panjakana.
Hamaky ny tohiny