Actualités

Hira any amin’ny karaoke Tokony hakana alalana


  • Alakamisy 16 Febroary 2017

Nandritry ny fifampiarahabana nahatratra ny taona nataon’ny fianakaviamben’ny ofisy misahana ny zon’ny mpamorona na ny OMDA niaraka tamin’ireo artista mpikambana rehetra tetsy amin’ny TVM Anosy

 no namakian’ny minisitry ny kolontsaina, Rabeniriana Jean Jacques, ny fanambaran’ireo mpamorona fa lany ron-doha sy sasatra izy ireo kanefa dia tsy misitraka araka ny tokony ho izy ny tambin’ireo zava-boaforony. Nanainga ireo mpampiasa ny sanganasany rehetra, toy ny radio sy tele, ny karaoke, ny taksibe, ny cyber, ny mpikarakara fampisehoana ary ny hotely, araka izany, ireo mpamorona mba haka alalana amin’ny OMDA.

Mirija


 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT