• Sabotsy 18 Febroary 2017
Actualités.Marc Ramiarinjatovo “Hetra kelikely no mety.”

Na atao be dia be aza ny karazan-ketra nefa isika tsy zarina mandoa, dia ny eo ihany no ho eo, hoy ny ben’ny tanànan’ny kaominina Alasora, Marc Ramiarinjatovo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Febroary 2017
Actualités.Morontsiraka atsinanana Misy sambo iray mampiahiahy indray

Tsy mbola misy tokotaniny ny marina mikasika ny raharaha fahatrarana ny sambo “Lumina”, nahatrarana boaderozy miisa 341, tokony ho 60 taonina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Febroary 2017
Actualités.Minisitry ny mponina tany Mananjary Nitsinjo manokana ny vehivavy

Antomotra ny fankalazana ny fetin’ny vehivavy, eo ambany fiahian’ny minisitry ny mponina Onitiana Realy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Febroary 2017
Actualités.Famoaham-baovao momba ny boaderozy Mbola migadra i Clovis Razafimalala

Nahafantarana an'i Clovis Razafimalala, mpitarika fikambanana miaro ny tontolo iainana iray ny fahasahiany nanenjika sy niteny ireo vaovao manodidina ny trafikana Andramena tany Analanjirofo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Febroary 2017
Actualités.Fiatrehana loza voajanahary Nanentana ny mpianatra ny Bngrc sy ny vokovoko mena

Izao vao tena tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra isika eto Madagasikara, hoy ny sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2017
Actualités.Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nafenina ny marina ?

“Raha mbola eto ny tenako, dia tsy hanaiky aho ary tsy maintsy hisy ny fanasaziana. Tazoninareo amin’ny teniko aho…”.

Hamaky ny tohiny
FTT