Actualités

Marc Ramiarinjatovo “Hetra kelikely no mety.”


  • Sabotsy 18 Febroary 2017

Na atao be dia be aza ny karazan-ketra nefa isika tsy zarina mandoa, dia ny eo ihany no ho eo, hoy ny ben’ny tanŕnan’ny kaominina Alasora, Marc Ramiarinjatovo.

Aleo mahita hetra vitsivitsy nefa aloa toy izay karazan-ketra be dia be kanefa tsy hanova ny fahazaran’ny olona. Ny fampianarana ny olona hamantatra ny hetra tokony haloany no zava-dehibe tokony hifarimbonan’ireo ben’ny tanàna sy ny fanjakana foibe, hoy ity ben’ny tanàna ity, mba tsy ho sahirana ny kitapom-bolam-panjakana. Anisan’ireo kaominina 10 eto Analamanga hitan’ny GIZ na ny fiaraha-miasa teknika alemanina ho mila tosika amin’ny resaka fampandoavan-ketra ny olom-pirenen’ny kaominin’Alasora. Hisy, araka izany, ny fiaraha-miasan’ny roa tonta eo amin’ny fanaovana tetikasa hitaizana ny olom-pirenena eo amin’izay lafiny izay.

Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT