• Talata 21 Febroary 2017
Actualités.Antananarivo Atsimondrano Tanimbary an-jatony hektara difotry ny rano

Velaran-tany maromaro no dibodrano amin’iny Distrika Antananarivo Atsimondrano iny, taorian’ny orana nisesy ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2017
Actualités.CENTRE VONJY -BEFELATANANA 84 taona no zokiny indrindra tamin’ireo voaolana

84 taona no zokiny indrindra amin’ireo olona voaolana tonga manatona ny Centre Vonjy etsy amin’ny hopitaly Befelatanana, hoy ny Commandant Andrianirina Jean Paul, tamin’ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2017
Actualités."Bus Intelligent" Mbola mila fanofanana ny mpamily

Naneho ny heviny mikasika ilay “bus intelligent” kasain’ny fanjakana hampiasaina eto an-drenivohitra sy ny manodidina omaly Andriamatoa Maradonna, filohan’ny koperativa Contrasmar mampitohy an’Anosy sy Vontovorona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2017
Actualités.BNI MADAGASCAR Vonona ny hanohana ireo mpandraharaha ara-toekarena rehetra

Banky iray anisan’ny manohana hatrany ireo karazana hetsika ara-toekarena tanterahina eto amintsika ny banky BNI Madagascar entina hampandrosoana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2017
Actualités.Ambatobe Karana mpianaka nisy nitifitra...

andriaka ny ra teny Ambatobe omaly tolakandro. Karana lahy mpianaka, 43 taona sy 5 taona eo, no naratra mafy nisy nitifitra tao anaty fiara kely nentin’izy ireo hamonjy fodiana eny amin’ny Résidence

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2017
Actualités.Fanalam-baraka anaty facebook Mpanao politika iray hogadraina ?

Mbola mitana ny sain’ny maro ny raharaha Hiary Rapanoelina, nampidirina am-ponja vonjimaika noho ny tsy fahafehezany ny vondrona facebook “Fifosana hanatsarana ny pipoles Gasy”,

Hamaky ny tohiny
FTT