Actualités

Antananarivo Atsimondrano Tanimbary an-jatony hektara difotry ny rano


  • Talata 21 Febroary 2017

Velaran-tany maromaro no dibodrano amin’iny Distrika Antananarivo Atsimondrano iny, taorian’ny orana nisesy ny faran’ny herinandro teo.

Tanimbary an-jatony hektara no lasibatra, eny avaratr’Ankadivoribe sy Tsararirinina iny mahazo ny tanimbary eny Bemasoandro mandray an’Ambohitsoa. Raha mitohy izao fiakaran’ny rano izao dia hisy fiantraikany amin’ny fambolem-bary amin’iny faritr a iny. Mitaraina ny tantsaha mpamboly fa hatramin’ny ranobe tamin’ny 2014 dia tsy nahavo-kabary mihitsy fa dibo-drano foana.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT