Actualités

BNI MADAGASCAR Vonona ny hanohana ireo mpandraharaha ara-toekarena rehetra


  • Talata 21 Febroary 2017

Banky iray anisan’ny manohana hatrany ireo karazana hetsika ara-toekarena tanterahina eto amintsika ny banky BNI Madagascar entina hampandrosoana ny firenena.

 Noho izay antony izay indrindra no nanosika azy ireo hanohana ofisialy ilay hetsika ASIA 2017 hotanterahina eny amin’ny Parc des expositions Forello Tanjombato ny 23 ka hatramin’ny 26 martsa ho avy izao, karakarain’ny agence premiere ligne. Anisan’ny hampiavaka ny fisian’izy ireo mandritra io efatra andro io ny fiparitahan’ireo ekipa ara-barotra ao aminy hihaino sy handray ny hetahetan’ireo mpanjifa maro isan-karazany ho avy hitsidika ny salon. Tafiditra ao anatin’izany ny olon-tsotra, ny orinasa na koa ireo mpandraharaha avy any ivelany. Tanjona moa ho an’ny tale jeneralin’ny banky BNI Madagascar Andriamatoa Alexandre Mey, ny hahafahana mampitombo lanja ny firenena Malagasy amin’ny alalan’ny fanampiana ireo mpandraharaha ara-toekarena eto amintsika.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT