• Alarobia 22 Febroary 2017
Actualités.Boriborintany Faharoa Efa mivoatra

Miha mivoatra ny Boriborintany faharoa – Antananarivo Renivohitra ankehitriny. Efa mihatony ny fandriampahalemana, manomboka tsy hita ny mpivarotra amoron-dalana, madio sy milamina ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2017
Actualités.Mihavitsy ny omby 60 kamiao isan’andro no mivoaka ao Ihosy

Ahiana tsy hisy omby intsony eto amintsika afaka dimy taona, hoy Rabetsara Lita, filohan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa RNDC. Mety hiakatra 40.000 Ar ny iray kilao afaka dimy taona ka hifampitadiavana indray ny masikita…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2017
Actualités.BANKY BNI Namoaka tolotra vaovao indray

Namoaka tolotra vaovao indray ny banky BNI entina hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa rehetra. Karazana “pack” miisa telo izy io, tolotra izay izy ireo no nisantatra izany voalohany teto amintsika no sady tsy mitsaha-mivoatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2017
Actualités.RAHARAHA HAFARI MALAGASY Hivoaka ny 28 febroary ny didim-pitsarana

Niakatra fitsarana omaly ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina taorian’ny dimy volana mahery nampidirana am-ponja azy vonjimaika teny amin’ny fonjaben’Antanimora.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2017
Actualités.Zon’ny mpiasa ECD Hiara-kiasa ny CNaPS sy ny fanjakana

Ho antsika eto Madagasikara dia ny CNaPS no napetraky ny lalàna miahy ny Fiahiana ara-tsosialin’ny mpiasa amin’ny sehatra tsy miankina sy ireo mpiasa ECD

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2017
Actualités.CLD Ambohidratrimo Notsinjaraina tamin’ny kaominina 12

Tapaky ny fivoriamben’ny komity ifotony misahana ny fampandrosoana eo anivon’ny distrikan’Ambohidratrimo ny fitsinjarana ilay tetibola 200 tapitrisa ariary amin’ireo kaominina 12 isan-taona.

Hamaky ny tohiny
FTT