- Zoma 24 Febroary 2017
Actualités.Herisetran’ny polisy Efa nandrodana fitondrana
Polisy ! Efa nanao tantara ary mbola mitohy mametraka tantara eto Madagasikara izany
Hamaky ny tohinyPolisy ! Efa nanao tantara ary mbola mitohy mametraka tantara eto Madagasikara izany
Hamaky ny tohinyAnisan’ny tanàna mafana ara-politika i Manakara ao Vatovavy Fitovinany. Nanaporofo izany ny tranga tamin’ny 2009.
Hamaky ny tohinyNifamela tanteraka ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina sy Ramatoa Joella Anthony Ndakana, ilay renim-pianakaviana nitory itsy voalohany momba ny resaka fitazonan’olona an-keriny, ka nampiditra am-ponja azy.
Hamaky ny tohinyNahazo ivon-toerana vaovao ny Webhelp Madagascar, orinasa laharana fahatelo any amin’ny firenena Eoropeana, havanana amin’ny fampifandraisana ny olona isan-tsokajiny amin’ny alalan’ireo karazam-pitaovana manaraka ny teknolojia avo lenta toy ny finday.
Hamaky ny tohinyFomba fiasa efa tena manana ny maha izy azy sy mandeha tsara eto Madagasikara ny « Outsourcing ».
Hamaky ny tohinyNihaona tamin’ireo sefom-pokontany avy amin’ny boriborintany faha-2 sy faha-6 teny amin’ny Lapan’ny tanàna ny tompon’andraikitra vitsivitsy eo anivon’ny kaominina izay notarihin’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny