• Sabotsy 25 Febroary 2017
Actualités.Zaza niharan’ny herisetra 126 ireo tonga nanatona ny kaominina tamin’ny 2016

Nihena amin’ny ankapobeny ny isan’ireo zaza niharan’ny herisetra tonga nanatona ny ivontoerana fandraisana an-tanana vonjimaika azy ireny tantanan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny taona 2016 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Febroary 2017
Actualités.Faribolana SANDRATRA Hiverina indray ny antsan-tononkalo

Toy ny isaky ny sabotsy fahefatra amin’ny volana, hiverina indray ny antsan-tononkalo ifanaovan’ny Faribolan’ny Poeta sy ny Mpanoratra Sandratra fotoana amin’ireo mpankafy haisoratra ao amin’ny Goethe Zentrum/CGM, Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2017
Actualités.Fitsarana Malagasy Mihamahazo vahana ny kolikoly

Nosokafana omaly alakamisy 23 febroary tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Fitsarana tampony Anosy ny taom-pitsarana ho an’ity taona vaovao 2017 ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2017
Actualités.Fanday mamotika voly any Afrika Mananontanona antsika ny loza

Efa manomboka mihanaka any amina firenena vitsivitsy any Afrika ny karazana fanday iray ary mamotika ny fambolena toy ny vary, katsaka, sorgo ...

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2017
Actualités.Fitsaram-bahoaka, asan-jiolahy Be galona 3 tokony hametra-pialana

Mikorontana tanteraka ny firenena amin’izao fotoana izao. Tsy voafehin’ny mpitandro ny filaminana intsony ny fandriampahalemana, fa tena mandry andriran’antsy ara-bakiteny ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2017
Actualités.Boriborintany faha-IV Maimaimpoana ny kopia voalohan’ny zaza vao teraka

Adidin’ny mpitantana ny kaominina ny mijery ifotony manara-maso ny fanavaozana na fanamboarana ireo fotodrafitrasa vatsian’ny CLD (Comité Local de Développement) vola, hoy ny delegen’ny boriborintany faha-IV Ramahandrimanana Solofoniaina Daniel.

Hamaky ny tohiny
FTT