• Alatsinainy 27 Febroary 2017
Actualités.ECCOVA Mpianatra 900 no navoaka tamin’ny 2016

Fahombiazana tanteraka ny taom-pianarana 2016 ho an’ny Ecole de Coupe et Couture Volana ( ECCOVA). Nihoatra ny 900 ireo mpianatra navoaka manerana ireo ivon-toerana 22 misy azy manerana ny Nosy, raha mihoatra ny 20.000 alina izany tao anatin’ny 22 taona nijoroany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Febroary 2017
Actualités.Fosafosa facebook Nisintona ny fitoriany i Jaona Elite

Taorian’ny dinika nifanaovan’ny fianakavian’i Hiary Rapanoelina sy ny solombavambahoaka Harijaona Randriarimalala na Jaona Elite afak’omaly, dia nisy ny valandresaka nataon’ny roa tonta, niampy ny eo anivon’ny sendikan’ny artista omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Febroary 2017
Actualités.Boaderozy tany Cap Masoala Afa-maina ireo atidoha ?

Tapitra hatreo ! Tsy misy tohiny intsony fa nangina ny raharaha momba ilay sambo “Lumina” nahatrarana andramena miisa 341.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Febroary 2017
Actualités.Mari-karaman’ny mpiasam-panjakana Efa tena lany andro

Nametraka fitoriana teny amin’ny filankevi-panjakana momba ny mari-karaman’ny mpiasam-panjakana amin’izao fotoana izao i Tabera Randriamanantsoa, minisitry ny asam-panjakana tamin’ny andron’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Febroary 2017
Actualités.Faritra Alaotra Mangoro Hanolo-tanana ny kaominina amin'ny fampandrosoana

Hitondra ny anjara birikiny amin'ny fampandrosoana ireo kaominina 87 mandrafitra ny faritra Alaotra Mangoro ny fiadidiana ny Faritra. Manodidina ny efatra hetsy sy roa tapitrisa Ariary isaky ny kaominina ny vola homen'ny Faritra azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Febroary 2017
Actualités.Fikambanana « Terres en mêlées » Nahazo 20 tapitrisa Ar avy amin’ny Star

Fikambanana iray anisan’ny mijery akaiky izay hahafahana mampivoatra ny fiainan’ny ankizy, indrindra fa amin’ny lafiny ara-panatanjahantena ny Terres en mêlées.

Hamaky ny tohiny
FTT