• Talata 28 Febroary 2017
Actualités.Fanaovana « Visa » sy « Carte de Résident » hosoka Lehilahy iray voasambotry ny zandary

Lehilahy iray no saron’ny zandary avy ao amin’ny « Direction de la Police Judiciaire » ao amin’ny Fibaikoana ny Zandarimariam-pirenena ny 23 febroary 2017 teo noho ny fanaovana « Visa sy Carte de resident » hosoka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2017
Actualités.Solontena maharitry ny PNUD Afa-po tamin'ny asa tany atsimo andrefana

Ny alakamisy sy zoma teo no nitsidika ny faritra atsimo andrefana ny solontena maharitry ny PNUD na ny sampan-draharahan’ny firenena mikambana misahana ny fampandrosoana, Violette Kakyomya.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2017
Actualités.Voasaringotra amina vonoan’olona Mirehareha ho tsy azo samborina ilay olon’ny HVM

Maty nisy namono ny 6 janoary 2017 ny lehiben’ny fandriampahalemana na kalôny tao amin’ny kaominin’i Mandabe distrika ny Mahabo, Razakandrainy na Ndrainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2017
Actualités.Raharaha Antsakabary Navotsotra ny Ben’ny tanàna, olona 31 hatolotra ny Fampanoavana anio

Niisa 33 ireo olona nosamborin’ny Hery vonjitaitran’ny polisy (FIP) nisambotra ireo olona heverin’izy ireo fa tompon’antoka tamin’ny fitsaram-bahoaka ka nahafaty Polisy roalahy tany Ambalamanga,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2017
Actualités.Rovan’Antsahadinta Tsy misy mpiraharaha

Vitsy dia vitsy ireo olona tonga mitsidika ny rovan’Antsahadinta, raha ny fitantaran’ireo mponina vokatry ny lalana ratsy dia ratsy mihazo ity vako-pirenena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2017
Actualités.Lalana Avarabohitra Itaosy Ahiana ho tapaka indray

Ahiana ho tapaka indray ny lalana eny Avarabohitra Itaosy ao anatin’ny kaominina Itaosy. Hatramin’ny nirotsahan’ny ranon’orana no tena nahitana taratra izany.

Hamaky ny tohiny
FTT