Actualités

Solontena maharitry ny PNUD Afa-po tamin'ny asa tany atsimo andrefana


  • Alatsinainy 27 Febroary 2017

Ny alakamisy sy zoma teo no nitsidika ny faritra atsimo andrefana ny solontena maharitry ny PNUD na ny sampan-draharahan’ny firenena mikambana misahana ny fampandrosoana, Violette Kakyomya.

 Nilaza ny tenany fa afa-po tamin’ireo ezaka vitan’ny PNUD tany an-toerana hatramin’ny taona 2011 no nakaty. Nisy moa tao anatin’izany rehetra izany ny fanolorany fitaovana maro samihafa ilaina amin’ny fampandehanan-draharaham-pihariana samihafa, toy ny fitaovana informatika sy fikojana angovo. Isan’ny nahazo tombony manokana kosa ny ttranoben’ny tanora ao an-toliara satria karazam-pitaovana fitaovana ara-panatanjahantena sy fialamboly miisa 40 be izao no natolotra ho azy ireo. Ankoatr’izay dia nomena fiofanana maro, toy fanaovana mari-trano ho an’ny tovolahy ary fanamboarana sirop kosa ho an’ny tovovavy, ireo tanora any an-toerana. Nankasitra ireo mponina nohon’ny fiaraha-miasa hatramin’izay moa ny PNUD, raha ny tatitra voaray.


Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT