• Alarobia 08 Martsa 2017
Actualités.Fosafosa amin’ny facebook Migadra herintaona i Hiary

Na dia efa nanala ny fitoriany an’ilay mpanakanto mpandrindra ny vondrona ao anaty tambajotra facebook “Fifosana hanatsarana people gasy”, Hiary Rampanoelina, daholo aza ireo voatohintohina rehetra tamin’ity raharaha ity dia tsy afa-bela ny voampanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Martsa 2017
Actualités.Andron’ny 8 martsa Manohana mavitrika ny ben’ny tanàna ny fokontany 32 ao amin’ny Boriborintany fahefatra

Manohana mavitrika ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana ny fokontany 32 ao amin’ny Boriborintany fahefatra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Martsa 2017
Actualités.Hiary Rapanoelina Voaheloka 1 taona an-tranomaizina

Nivoaka omaly 7 martsa ny didim-pitsarana an’i Hiary Rapanoelina, ka sazy mihatra herintaona an-tranomaizina no azon’ity mpanakanto no azony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2017
Actualités.Fitsaram-bahoaka Mandamin-dresaka ny minisitry ny fiarovana

Nifoha tamin’ny torimasony ny minisitry ny fiarovam-pirenena Jeneraly Beni Xavier Rasolofonirina, rehefa tsy hita sy tsy nandrenesam-peo manoloana ny raharaha mafana eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2017
Actualités.Rivodoza « Enawo » Tena mahery vaika

Anio talata 7 martsa eo anelanelan’ny amin’ny 9ora maraina ka hatramin’ny amin’ny 12 ora antoandro no mety hiditra tanteraka an-tanety ny rivodoza “Enawo”, raha ny tomban’ny sampandraharaha mpamantatra ny toetr’andro, ka eo anelanelan’Antalaha sy Cap Masoala no hidirany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2017
Actualités.Andron’ny vehivavy Anaty rivodoza, ahiana ny fandriampahalemana

Sambany indray no ao anaty vanim-potoanan’ny rivodoza no hankalazana ny andron’ny 8 martsa.

Hamaky ny tohiny
FTT