• Zoma 10 Martsa 2017
Actualités.Lalao Ravalomanana

Nijery manokana ireo tra-boina eto Antananarivo ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana omaly, amin’ny maha tompon’andraikitra voalohany azy eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2017
Actualités.Fandraisan’andraikitry ny vehivavy Mila hatsaraina hatrany, hoy ny depiote Horace

Lohahevitra nanamarihan’ny Fiadidiana ny tanànan’Antananarivo renivohitra ny andron’ny vehivavy ny 8 marsa 2017 teo ny hoe «Vehivavy kristianina, antoky ny fampandrosoana».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2017
Actualités.Krizin’ny rivo-doza Miditra an-tsehatra ny Firenena mikambana

Mitsidika sy mitsirika ny tapany avaratra sy avaratra atsinanan’ny nosy amin’izao fotoana ny solontenan’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana tarihan-dRamatoa Violette Kakyomya ka ahitana ny PAM sy ny UNICEF.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2017
Actualités.Fokontany Amboditsiry Voasoroka ny tondra-drano, vitsy ireo traboina

Nihena tsy toy ny isan-taona ny tondra-drano teny amin’ny fokontanin’Amboditsiry taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza « Enowa».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2017
Actualités.Miasa mafy ny "Pompiers" Trano miisa 17 tsy maintsy nazera, hazo 13 nokapaika

Niasa mafy ny sampandraharahan’ny mpamonjy voina etsy Tsaralalana nanomboka afaka omaly alarobia hatramin’ny omaly alakamisy nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Enawo teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Martsa 2017
Actualités.7 maty, 6000 ireo traboina Mitaredretra ny Fanjakana

Nifamahofaho be ny toe-draharaha omaly hoe : andro iasana sa tsia iny andro nidiran’ny rivodoza teto afovoan-tany iny. Nazava ny fanapahan-kevitry ny Minisiteran’ny

Hamaky ny tohiny
FTT