- Alarobia 15 Martsa 2017
Actualités.Arlette Ramaroson "Mila mifona amin'ny vahoaka ny fanjakana"
Miantso ny vondrona iraisam-pirenena, indrindra fa ny firenena mikambana mba hijery akaiky ny raharaha Antsakabary i Arlette Ramaroson,
Hamaky ny tohinyMiantso ny vondrona iraisam-pirenena, indrindra fa ny firenena mikambana mba hijery akaiky ny raharaha Antsakabary i Arlette Ramaroson,
Hamaky ny tohinyTonga omaly alina teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato ny fiaramanidina lehibe nitondra ny fanampiana avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena ho an’i Madagasikara noho ny takaitran’ny rivodoza Enawo.92 taonina ny entana nentiny,
Hamaky ny tohinyMiharatsy hatrany ny fandriampahalemana eto Antananarivo Renivohitra, hoy i Todisoa, lehiben’ny vondrona mpanao reggae Rootsikalo.
Hamaky ny tohinySesilany ny fanambarana ataon’ireo firenen-dehibe, izay maneho hatrany ny fiombonam-po amin’ny Malagasy manoloana ny loza voajanahary izay namoizana ain’olona maro.
Hamaky ny tohinyTena be dia be tokoa ireo olon-tsotra manararaotra ireo traboina tsy manan-kialofana eto an-drenivohitra amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyNahatratra 50 ireo namoy ny ainy, 183 naratra, 20 tsy hita popoka, 176.084 ny traboina, 110 693 nafindra toerana nandritra ny fandalovan’ny rivodoza “Enawo”, raha ny tatitra farany navoakan’ny Birao nasionaly miandraikitra ny loza sy ny tandindon-doza (BNGRC) farany.
Hamaky ny tohiny