• Sabotsy 18 Martsa 2017
Actualités.Fanampiana ny traboina Atao fitaovana politika indray ?

Mahagaga sy mahatalanjona ny fihetsiky ny fanjakana Malagasy amin’izao fiatrehana ny voina, ka hisian’ny fanampiana ho an’ireo Malagasy traboina izao. Misy ny lamina amin’ny fizarana ireny fanomezana sy fanampiana na ara-bola na ara-pitaovana ireny, saingy misy tsy mazava.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Martsa 2017
Actualités.Fitohasina sy Trano Koltoraly Malagasy Hanao taom-baovao eny Mahamasina

Raikitra fa ny datin’ny 27 sy ny 28 martsa ho avy izao no hankalaza ny taom-baovao Malagasy ny Fitohasina sy ny trano koltoraly Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2017
Actualités.Centre d’Immatriculation Ambohidahy Ravan’ny Bianco ny tambajotra mpanao kolikoly

Taratasy hosoka, kolikoly amin’ny fandraisana fangatahana hanovana “permis » sy « carte grise » ho biômetrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2017
Actualités.Fanagadrana an’i Hiary Rapanoelina Milaza ny heviny ny filohan'ny SMM

Miteraka adihevitra goavana ny raharaha Hiary Rapanoelina amin’izao fotoana izao, indrindra fa taorian’ny nilazan’ny Masoivoho

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2017
Actualités.Resaka ady tany Nofantsihan'ny fokonolona ny biraon’ny fokontany

Raha ny fanazavana azo, olona mpivahiny nangataka tany tamin’ireo olobe teo an-tanàna no niandohan’ny tantara. Taty aoriana, rehefa maty io olona io, dia nilaza ny taranany (R.J.B ) fa izy no tompon’ny tany, satria efa novidian-drainy roa alina ariary monja ny tanàna iray manontolo, ny taona 1978.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2017
Actualités.Fanagadrana an’i Hiary Rapanoelina Tohina ny Amerikanina

Sady tohina no sanganehana ny Masoivoho Amerikanina manoloana ny didim-pitsarana herintaona an-tranomaizina nanamelohana an'ilay mpandrindra kaonty “Facebook” Hiary Rapanoelina tamin'ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT