- Alakamisy 30 Martsa 2017
Actualités.Dr Rakotomaharo Tsinjo Nopaohin’ny fahafatesana tampoka
Nodimandry omaly alarobia 29 martsa maraina, ny filohan’ny sendikan’ny mpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (SMKAR), Dr Rakotomaharo Mahandriniaina Tsinjo Ismaela, fantatry ny maro tamin’ny anarana hoe : Dr Tsinjo.
Hamaky ny tohiny
