• Zoma 07 Aprily 2017
Actualités.Sendikan'ny mpitsara "Avelao hiasa malalaka ny Bianco sy ny fitsarana"

Tsy niandry ela ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM), fa naneho ny heviny mikasika ny raharaha Claudine Razaimamonjy, taorian’ny resaka nataon’ny minisitra Charles Andriamiseza,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aprily 2017
Actualités.Hanitra Razafimanantsoa “Mandoto endrika ny firenena ny mpitondra”

Voatohintohina ny fahaleovantenan’ny fitsarana, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena sady solombavambahoaka voafidy tao amin’ny boriborintany voalohany Hanitra Razafimanantsoa araka ny tafa fohy nataony tamin’ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aprily 2017
Actualités.67 HA Tratra Rapapozy mpanendaka

Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahafito etsy 67 Ha i Papozy, 26 taona monina eny Andohatapenaka rehefa avy nanendaka findaina Ramatoa iray teny 67Ha akaikin’ny fiangonana Loterana ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2017
Actualités.Fanokafana ny MBS Mifanenjana Ravalomanana sy ny fanjakana

Tantara mitohy ny resaka famokafana ny haino aman-jery MBS (Malagasy Broadcasting System).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2017
Actualités.Vono olona imasom-bahoaka tany Andapa Votsotra ilay namono ny rahalahiny

Niteraka resabe ilay vono olona niseho tany Andapa ny faran’ny herinandro teo. Raha tsiahivina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Aprily 2017
Actualités.Fisamborana an’i Claudine A§C Afera hafa mihitsy, hoy ny Bianco

Nanazava ny teo anivon’ny Bianco omaly tolakandro fa tsy ny raharaha Ambohimahamasina no nisamborana ny mpanolotsain'ny filoham-pirenena Razaimamonjy Claudine fa na "Claudine A§C" fa raharaha hafa izay efa nitranga tamin'ny taona 2013 ary mbola mitohy hatramin'izao.

Hamaky ny tohiny
FTT