• Sabotsy 15 Aprily 2017
Actualités.Raharaha Claudine A&C Andrasana ny fanazavan’ny filoha

Na inona na inona zava-misy eto amin’ny firenena, dia mbola i Hery Rajaonarimampianina no mitantana an’i Madagasikara na dia maro aza ireo kiana mivaivay mihatra aminy, indrindra fa taorian’ny raharaha Claudine Razaimamonjy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Aprily 2017
Actualités.Nampiaka-peo ny vondron’ny sendika Havereno ary tsarao i Claudine A&C

Henjana ny fanambaran’ny randrambaon'ny sendika na ny Firaisan-kinan’ny sendika eto Madagasikara (SSM) mikasika ny raharaham-pirenena, indrindra fa ny raharaha Claudine Razaimamonjy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Aprily 2017
Actualités.Loka be paska Olona 100 no notoloran'ny Orange Madagascar fanomezana

Olona 100 omaly no notoloran'ny orinasam-pifandraisana Orange Madagascar fanomezana teny amin'ny foiben-toerany eny Ankorondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aprily 2017
Actualités.Boaderozy tany Singapour Bizina vaovaon’ny HVM

Mitohy ny raharaha boaderozy tratra tany Singapour tamin’ny 2014. Amin’izao fotoana dia tsy maintsy manohy ny ezaka isika satria araka ny fahafantarako azy dia mba anisan’ny ady lehibe nataon’ny fitondram-panjakana ity ady amin’ny fanondranana ny hazontsika tany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aprily 2017
Actualités.Ramiaramanana Joseph Mihantsy ady amin-dRavalomanana …

Tsikaritra ho misetrasetra sy mandrangaranga hery mihitsy ny kolonely Ramiaramanana Joseph, sekretera jeneraly eo anivon’ny minisiteram-panjakana misahana ny tetikasan’ny filoha sy ny fanajariana ny tany (M2PATE) amin’ny fandravana trano ataony ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aprily 2017
Actualités.Polisin’ny sisintany Ivato Ara-dalàna ny taratasin-dRtoa Claudine Razaimamonjy

Nanao fanambarana ny kaomisera divizionera Lebiria Rufin Tolozara, tompon'andraikitra voalohany eo anivon’ny polisy mpiambina ny sisintany (PAF) eny Ivato omaly alakamisy 13 aprily maraina fa nahafeno fepetra ny taratasin’i Claudine Razaimamonjy mikasika ny famoahana azy hitsabo tena any ivelany.

Hamaky ny tohiny
FTT