• Alarobia 26 Aprily 2017
Actualités.Solontena maharitry ny FNUAP Tapitra ny fe-potoana niasany teto Madagasikara

Tapitra ny fe-potoam-piasan’ny Solontena maharitry ny firenana mikambana momba ny tahiry ho an’ny mponina (FNUAP) eto Madagasikara Mamadou Dicko, ka nisy ny fitsidihana fanaovam-beloma ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier nataony teny Mahazoarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2017
Actualités.Rabokona Fanahy ratsy mampiorohoro sady manolana ?

Taorian’ny ambalavelona, ny satanika izay samy asan’ny maizina avokoa dia tonga eto amintsika indray Rabokona raha ny feo miely. Efa ho iray volana izao no nalaza ho nampahory vehivavy maro tany Arivonimamo sy Ankazobe tany izy sy ny forongony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aprily 2017
Actualités.Mahery Tianasoa Hatao veloma farany eny amin’ny Magro

Tonga tao amin’ny tranon’i tompokolahy Mahery na Tianasoa Andriamanandaza Mahery mpanentana teny amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka, niondrika farany teo amin’ny nofo mangatsiakany, ny fianakaviamben’ny mpitolona teny amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aprily 2017
Actualités.Marc Ravalomanana “Hanome aina vao ho anareo aho”

Mitsidika ny faritr’i SAVA indray nanomboka ny alahady teo i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aprily 2017
Actualités.Tsy fandriampalemana Tsy vitan’ny basy intsony, hoy ny minisitry ny fiarovana

Nangataka fiaraha-miasa amin’ny mpanao gazety omaly ny minisitry ny fiarovam-pirenena, ny jeneraly Beni Xavier Rasolofonirina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aprily 2017
Actualités.Kolikoly amin’ny fandraisana Mpitsara Mitsipaka ireo tompon’andraikitry ny sekoly ENMG

Resa-be ny momba ny kolikoly sy ny fahafantaran’olona ahafahana miditra ao amin’ny ENMG (Ecole Nationale de la Magistrature et des Greffes) na Sekolim-pirenena fanofanana mpitsara sy mpiraki-draharaha eto Madagasikara, niorina tamin’ny taona 1996.

Hamaky ny tohiny
FTT