- Talata 09 Mey 2017
Actualités.Asa fanaovan-gazety Nidoboka any am-ponja i Cello
Naiditra am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjaben’i Ihosy ny mpanao gazetin’ny Radio Jupiter any Ilalaka, Fernand Cello taorian’ny nitondrana azy tao amin’ny fitsarana tao Ihosy, omaly misandratr’andro. Mpitandro ny filaminana tsy latsaky ny 20 isa no nitondra azy tao amin’ny fitsarana, ary vory ny olona.
Hamaky ny tohiny