- Alakamisy 08 Jona 2017
Actualités.Fitakiana sendikaly Lasa tolona tandrametaka
Maivana sy tsy maharesy lahatra intsony ny resaka tolona sendikaly eto amintsika amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyMaivana sy tsy maharesy lahatra intsony ny resaka tolona sendikaly eto amintsika amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyEfa 13 taona izao no nisian’ny tambajotran-tserasera “facebook”, noforonin’ilay teratany Amerikanina Mark Zuckerberg, izay mitana ny laharana faha-5 amin’ireo mpanefoefo amin’ny vola dolara amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyNahemotra ho amin’ny 20 jona izao indray ny fitsarana an’i Alain Ramaroson izay niakatra teny amin’ny fitsarana Anosy omaly.
Hamaky ny tohinyMila voatsiary amin’ny fiampangana ny foko zafindravala any an-toerana ho mpangalatra izay tena fampiadiana foko, ny “chef de groupement” an’ny zandary any Betroka, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas.
Hamaky ny tohinyNirehitra ny toby famokarana herinaratra eny Ambohimanambola, tao amin’ny “cellule disjoncteur” an’ny orinasa Aggreko omaly maraina tokony ho tamin’ny 7 ora sy fahefany.
Hamaky ny tohinyTohin’ilay fanambarana mikasika ny amin’ny tsy tokony hanaovana tsinontsinona ireo mpiraki-draharaha manatanteraka ny asany sy ny tsy fanekena ny fitsabahana amin’izany
Hamaky ny tohiny