Actualités

Tontolon’ny fitsarana Hitokona ny mpiraki-draharaha


  • Alarobia 07 Jona 2017

Tohin’ilay fanambarana mikasika ny amin’ny tsy tokony hanaovana tsinontsinona ireo mpiraki-draharaha manatanteraka ny asany sy ny tsy fanekena ny fitsabahana amin’izany

izay mbola tsapan’izy ireo fa tsy mahafa-po ny fisorohana azy hatramin’izao dia hanatanteraka fitokonana faobe manomboka rahampitso ry zareo avy eo anivon’ity sendika ity (SGM). Fanampin’izay moa dia mbola manohy ny fitakiany ny amin’ny tokony hamerenana ilay fandrotsaham-bola (versement) izay niato an-taonany maro sy ny fifaninanana tonian’ny mpiraki-draharaha (greffier en chef) izay nifarana ny taona 2003 ihany koa izy ireo. Etsy an-kilan’izay dia manambana ny hampiato ny asam-pitsarana rehetra ihany koa ry zareo avy eo anivon’ny sendikan’ny mpitsara (SMM) manomboka rahampitso, araka ny vaovao farany.

 

Mirija

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT