Actualités

Randrianasolo Nicolas Mila hafindra toerana ny « Chef de groupement » any Betroka


  • Alarobia 07 Jona 2017

Mila voatsiary amin’ny fiampangana ny foko zafindravala any an-toerana ho mpangalatra izay tena fampiadiana foko, ny “chef de groupement” an’ny zandary any Betroka, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas.

 

 Ny fitondrana  ny fokontany rehetra entiny any aminy hanaovana fanadihadiana ny amin’izany nefa ny sakafo hohanin’izy ireo no tena kandraniny no toheriko, hoy izy, ka hanaovako antso avo amin’ny tompon’andraikitry ny zandarimaria nasionaly, mba hamindrana toerana an’io « Chef de groupement » io ho any an-toeran-kafa. Tsy ankasitrahako satria izaho indray no tsikeraina fa tsy tia fandriampahalemana any aminay.  Tanàna efa milamina ny any Betroka ka tsy mila korontaninina intsony. Aleo ny dina no hifampifehezana any. Raha hijery  ny dahalo izay any anaty ala no hitoerany fa tsy eny an-tanàna ny fanjakana dia efa nambarako ombieny ombieny fa mila mampiasa  helikoptera  hanenjehana azy ireo, hoy izy.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT