- Alatsinainy 12 Jona 2017
Actualités.Mpamily nahafaty olona 3 teny Alarobia Misy mikendry hamono ?
Lasa resabe amin’izao fotoana ny momba an’ilay mpamily nahafaty olona 3 teny Alarobia ny takarivan’ny alahady 21 mey teo. Miparitaka any anaty tambajotram-pifandraisana “fesiboky” ny sarin’ilay tovolahy namily ilay fiara marika “mini cooper”, izay voalaza fa mamo kanefa mbola namily, ary izao namono olona izao.
Hamaky ny tohiny