• Sabotsy 17 Jona 2017
KMF.CNOE Manakiana mafy ny foloalindahy

Henjana ny fanehoan-kevitry ny Firaisamonim-pirenena KMF/CNOE miantefa amin’ny mpitandro ny filaminana. “Mbola mitana ny andraikitra napetraky ny lalàna taminy ve ireo foloalindahy ?”, hoy izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Jona 2017
Actualités.Lalao Ravalomanana Ho any Canada

Hihazo an’i Montréal Canada anio, ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana, hamonjy ny kongresin’ny Ben’ny tanàna mivondrona eo anivon’ny fikambanana iraisam-pirenenan’ireo Ben’ny tanàna amin’ny firenena miteny frantsay, izay hotanterahina ny 19-22 jona ho avy izao. Ho eto an-toerana ve ny Ben’ny tanàna amin’ny 26 jona hankalaza ny faha 57 taonan’ny fahaleovantenam- pirenena ?

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Jona 2017
Actualités.Boriborintany Fahenina Tsy hatao tompon-trano mihono ny vahoaka

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly teny Ambohimanarina, haharitra roa andro, ilay hetsika varavarana misokatra karakarain’ny Boriborintany fahenina, entina hampahafantarana ny faritra misy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Jona 2017
Actualités.Rotary Club Antananarivo Doyen Nanome kopia ankizy 2500

Mitohy hatrany ny hetsika tanterahin’ny Fikambanana Rotary Club Antananarivo Doyen amin’ny fanomezana kopia mari-pahaterahana ireo ankizy tsy mbola manana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2017
Actualités.Tsy fananganan-tsaina Fihetsika fanairana ny fanjakana

Vitsy ny tokantrano Malagasy manangan-tsaina amin’izao ankatoky ny fetim-pirenena izao.

Hamaky ny tohiny
FTT