• Talata 20 Jona 2017
Actualités.Fitondran-dRajaonarimampianina Tambazan’ny Sinoa amin’ny vary

Noraisina tany amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina omaly alatsinainy 19 jona ny vary milanja 3100 taonina avy amin’ny governemanta sinoa, izay tonga indroa miantoana ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2017
Actualités.Hotsaraina anio Ramaroson Hafahana sa halentika ?

Hiverina hiakatra fitsarana anio 20 jona i Alain Ramaroson rehefa nandamoka ny raharaham-pitsarana azy ny 6 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2017
Actualités.Filaharambe eny amin’ny banky Efa tena fampijaliana vahoaka

Velon-taraina ny mpanjifa eny amin’ny ankamaroan’ireo banky eto Antananarivo amin’izao fotoana noho ny filaharana lavareny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2017
Actualités.Trafikana sokatra Nirongatra be nanomboka ny taona 2015

Nanatontosa fifanakalozan-kevitra narahina asam-bondrona teny amin’ny «Le Pavé» Antaninarenina ny alakamisy teo ny UMRFJ (Union de Magistrats pour la Revalorisation de la Fonction de Juger).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2017
Actualités.Kaominina Ivato Mpiadina CEPE miisa 360 nomena fampitaovana

Mpianatra miisa 360 hiatrika fanadinana CEPE no notoloran’ny fikambanana DESTINY fitaovana hiatrehana fanadinana rahampitso talata 20 jona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2017
Actualités.Andraisoro Raim-pianakaviana iray hita faty tao an-tokantranony

Raim-pianakaviana iray manodidina ny 67 taona no fantatra fa hita faty tao an-tokantranony tao Andraisoro Fonenana ny sabotsy teo. Ny talata no hitan’ny mpiara-monina taminy farany izy.

Hamaky ny tohiny
FTT