• Talata 27 Jona 2017
Actualités.Fankalazana ny fetim-pirenena Kitoatoa ny fampitana mivantana

Toy ireny mody manetsiketsika vava ireny fotsiny ny fahitana ireo mpanao gazety nampita mivantana tamin’ny Televiziona Malagasy (TVM) ny matso teny Mahamasina omaly nanomboka tamin’ny 10 ora maraina latsaka fahefany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2017
Actualités.Raharaha 26 jona 2016 Nijanona ho mistery

Feno herintaona omaly no nisian’ilay asa fampihorohoroana nitranga tetsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny alin’ny 26 jona 2016 nandritry ny rindran-kira nandraisan’ireo mpanakanto maro ho fanakatonana ny fankalazana ny faha-56 taonan’ny fahaleovantena sy ny foloalindahy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2017
Actualités.Antenimierandoholona Misokatra ny tranonkala manokana

Manana ny tranonkalany manokana ny antenimieradoholona eto amintsika amin’izao fotoana izao, ka ny asan’ny antenimiera no haseho ao. Hamafisina ihany koa ny serasera mba tsy haha tompontrano mihono ny vahoaka Malagasy, raha ny fanazavana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2017
Actualités.Afomanga teny Ampitatafika Nahavory olona an’arivony

Toy ny kaominina hafa manodidina ny renivohitra rehetra dia niavaka sy nanana ny maha izy azy ihany koa ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona ho an’ny kaominina Ampitatafika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2017
Actualités.CFPM de Madagascar Namoaka mpianatra 250 mianadahy

Ivontoeram-piofanana tsy miankina iray mijery sy mitsinjo manokana ireo ankizy tsy mba manana diplaoma nefa efa tokony hiditra eo amin’ny sehatry ny asa ny CFPM ( Centre de formation professionnelle Moderne) de Madagascar eny Talatamaty.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Jona 2017
Actualités.SMM sy Riana Andriamandavy Hifampitady aorian’ny 26 jona

Nangina tanteraka i Riana Andriamandavy VII ary tsikaritra ho misitritsitrika tsy toy ny fanaony intsony amin’izao fotoana izao. Efa manomboka matahotra sy mitady lalan-kivoahana manoloana ny fitorian’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) ve ?

Hamaky ny tohiny
FTT