• Alakamisy 20 Jolay 2017
Actualités.Boriborintany faha-6 Betsaka ireo ankizy tsy manana kopia

Betsaka ireo ankizy tsy afaka nandia ny varavaran-tsekoly hatramin’izay tao amin’ny Boriborintany fahenina noho ny tsy fananany kopia mari-pahaterahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2017
Actualités.Fokontany Nanisana Iadimbola Hatao rarivato ireo lalan-dratsy

Anisan’ny misedra olana amina resaka fotodrafitrasa ny fokontany Nanisana Iadimbola na dia mbola ao anatin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra aza

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2017
Actualités.ANKADIVATO Trano iray no narodan’ny kaominina

Trano iray tsy ara-dalàna no voatery narodan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra afak’omaly talata, mba ho fanatanterahana ny didim-pitondrana laharana faha-49-CUA/CAB.17.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2017
Actualités.Rocade Andohatapenaka Vatoaratra 60 no efa lasan’ny mpangalatra

Ripaky ny mpangalatra ireo vatoaratra na “batterie” mampandeha ireo andrin-jiro manazava ny tanàna eny amin’ny Rocade Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jolay 2017
Actualités.Alain Ramaroson Alentika mihitsy ve ?

Nolavina indray ny fahafahana vonjimaika nangatahin’ny filohan’ny antoko politika Masters, Alain Ramaroson, izay notorian’ny fianakaviany noho ny raharaha fanaovana hosoka taratasin-tany eny Andoharanofotsy sy Ambohimangakely, fangatahana fahadimy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jolay 2017
Actualités.Minisiteran’ny Vola Sambany hotantanana vehivavy

Tontosa omaly teny Antaninarenina ny famindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny vola teo aloha Rakotoarimanana Gervais sy ny vaovao Sehenosoa Vonintsalama Andriambololona

Hamaky ny tohiny
FTT