- Sabotsy 29 Jolay 2017
Actualités.Mamy Rakotoarivelo Nahavita be teo amin’ny firenena
Manampahaizana manokana momba ny fikirakirana sy ny fanamarinana ara-bola na “Expert comptable” i Mamy Rakotoarivelo.
Hamaky ny tohinyManampahaizana manokana momba ny fikirakirana sy ny fanamarinana ara-bola na “Expert comptable” i Mamy Rakotoarivelo.
Hamaky ny tohinyAny Nosy Be ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina mivady amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyNamoahan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra didim-pitondra ireo fianakaviana mpiompy omby eny Ambolokandrina ka tsy afaka manohy ny asa fiompiany intsony.
Hamaky ny tohinyNosokafana tamim-pomba ofisialy omaly tetsy amin’ny Alliance Française Andavamamba haharitra roa andro ilay “ Carrefour de la formation des métiers et de l’emploi” karakarain’izy ireo.
Hamaky ny tohinyAndro vitsy monja sisa dia ho fantatra izay ho mpandresy amin’ilay hetsika familiana mitsitsy, karakarain’ny tobim-pivarotan-tsolika Shell, eo anivon’ny orinasa Vivo Energy.
Hamaky ny tohinyOra efatra no lanin’ireo polisy avy amin’ny kaomisaria misahana ny heloka ara-bola Toamasina, nanaovana ny fakana am-bavany an’ny ben’ny tanàna tao amin’ny lapan’ny tanànan’i Toamasina omaly.
Hamaky ny tohiny