Actualités

Familiana Mitsitsy Ho fantatra tsy ho ela izay hibata ny fandresena ho an’Antananarivo


  • Sabotsy 29 Jolay 2017

Andro vitsy monja sisa dia ho fantatra izay ho mpandresy amin’ilay hetsika familiana mitsitsy, karakarain’ny tobim-pivarotan-tsolika Shell, eo anivon’ny orinasa Vivo Energy.

Notanterahina tamin’ny herinandro teo ny fanofanana ireo 50 mianadahy mianaka tamin’ireo 150 nandray anjara teto Antananarivo. Nanomboka ny alakamisy teo kosa ny fanomezana azy ireo ilay fiara mitovy, hanaovany halaviran-dalana 50 km niala teny amin’ny Shell Iavoloha nihazo ny Shell Ambohimangakely. Anisan’ny hitsarana azy ireo amin’izany ny fahaizany miaro ny tenany sy ny hafa amin’ny lozam-pifamoivoizana ary tsy latsa-danja ny fahaizany mitsitsy solika. Mpandray anjara roa amin’izy ireo ihany no hiatrika ny dingana manasa-dalana raha iray kosa no hivoaka ho mpandresy hahazo ilay solika maimaimpoana mandritra ny herintaona ao anatin’ilay lalao change Super extra.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT