• Alarobia 02 Aogositra 2017
Actualités.Loza teny Ankazobe 30 no maty, 80 naratra

Ankizy sy tanora mpikambana amin'ny Sampana Mpanazava sy Tily (SaMpaTi) sy Sampana Tanora Kristianina (STK) avy amin’ny Fiangonana FJKM any amin’ny Synaodam-paritany Soavinandriana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Actualités.Marc Ravalomanana Miantso fifanampiana

Tsy niandry ela ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana mivady fa tonga nijery sy nampahery avy hatrany teny amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha, raha vao nahare ny zava-doza niseho tany Anjozorobe nihatra tamin’ireo tanoran’ny fiangonana FJKM avy any amin’ny faritra Soavinandriana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Actualités.Alain Ramaroson Amin’ny 8 aogositra ny didim-pitsarana

Amin’ny talata 8 aogositra izao indray izany no voambaran’ny avy eo anivon’ny fampanoavana fa hivoahan’ny didim-pitsarana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Actualités.Fahafatesan’i Mamy Rakotoarivelo Hametraka fitoriana ireo zanany

Mifamahofaho tanteraka ny raharaha nahafaty ny Filohan’ny Kongresin’ny tetezamita teo aloha Mamy Rakotoarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Actualités.Nosy Be Hell Ville Atosika hitaky fahaleovantena ?

Nambaran’ny filoham-pirenena ho mamboly korontana ireo tsy mitovy hevitra amin’ny fanjakana nandritra ny diany tany Nosy be, izay nijerena ny momba ny seranam-piaramanidina asiam-panamboarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Actualités.Tranga hafahafa Nivoahana afo manga ny tendan’ireo akoho

Ahitana tranga hafahafa foana ao Antsirabe eto. Mbola mitana ny sain’ny olona aloha ireo biby mivoaka alina mihinana atim-biby toy ny kisoa hatramin’izao dia misy tranga hafahafa indray miseho.

Hamaky ny tohiny
FTT