• Alakamisy 10 Aogositra 2017
Actualités.Fianakavian’ny zandary Rajaonarivelo A “Matimaty foana ny havanay”

Very an-javony ny ran’ny havanay latsaka tamin’ny fiarovana ny vahoaka sy ny tanindrazana, hoy ny fianakavian’ny zandary iray antsoina hoe Rajaonarivelo Anjarasoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Aogositra 2017
Actualités.Taxi tsy ara-dalàna Andro aman’alina ny fanenjehana

Mitohy hatrany ny ezaka hataon’ny kaominina Antananarivo renivohitra amin’ny famongorana ireo fiara karetsaka tsy ara-dalana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aogositra 2017
Actualités.Kolikoly avo lenta tany Israel Tafidi-kizo ny filoha Malagasy

Voatonona ao anatin’ny raharaha kolikoly mahasaringotra ny praiminisitra Israelianina Benyamin Netanyahou ny filoha Malagasy Hery Rajaonarimampianina, araka ny vaovao navoakan’ny Gazety Israelianina iray antsoina hoe “Le Temps”, nivoaka ny 6 aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aogositra 2017
Actualités.Alain Ramaroson Migadra sady mandoa volabe

Sazy mihatra 30 volana an-tranomaizina miampy onitra 200 tapitrisa ariary no azon’i Alain Ramaroson momba ny raharahan-tany teny Ambohimangakely, araka ny didim-pitsarana navoakan’ny tribonaly Anosy tao amin’ny efitrano faharoa omaly 8 aogositra 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aogositra 2017
Actualités.Fanadiovana an’Antananarivo Esorina ireo « 4’mi » teny Anosy sy Anosibe

Ny alatsinainy alina teo nanomboka tamin’ny 8 ora sy sasany ny fanentanana sy fampilazana ary fampitandremana ireo « 4’mi » teny amin’ny faritra Anosizato atsinanana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aogositra 2017
Actualités.Miparitaka ny vola sandoka 3 lahy voasambotra tany Sambava

Iray volana latsaka izay no namoahan’ny fanjakana Malagasy vola vaovao, ka isan’ny mampiavaka azy ny fisian’ny 20 000 Ariary mitambatra. Nambara fa tsy dia ho hita mifamezivezy io vola iray io, fa ireo tena mila ihany no hampiasa azy.

Hamaky ny tohiny
FTT