• Alatsinainy 21 Aogositra 2017
Actualités.Karana iray mpanefoefo ao Toamasina Tsy matahotra ny lalàna misy eto Madagasikara

Teratany Karana iray malaza ho mpanefohefo sy mpanjakazaka fananan'olona ao amin'ny Faritr'Atsinanana no milaza, fa tsy matahotra ny lalàna misy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Aogositra 2017
Actualités.Guy Rivo Randrianarisoa Ampijabahan’ny namany ny filoha

Nitondra fanazavana momba ny zava-niseho ny alakamisy alina, nandroahana an’i Marc Ravalomanana mianakavy tao amin’ny Grand Hôtel Antsiranana i Guy Rivo Randrianarisoa

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Aogositra 2017
Actualités.Farmasianina Mbola tena vitsy eto amintsika

Mbola tena tsy vitsy mihitsy ny farmasianina eto amintsika. Raha mahatratra 73 isa mantsy ireo hopitaly eto an-drenivohitra sy ny manodidina amin’izao fotoana, dia ny 12 amin’izy ireo monja no misy farmasianina, antony manosika ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka hanome taratasy ireo olona vonona hiantsehatra manokana amin’ny fivarotana fanafody.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Aogositra 2017
Actualités.Jadon’ny fitondrana HVM Noroahana tao amin’ny Hotely i Ravalomanana

Voaporofo hatrany fa misy mpitondra jadona sy mpanararao-pahefana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Aogositra 2017
Actualités.Ady amin’ny fanondranana andramena “Afaka mirehareha ny fanjakana”

Nihaona sy nifampiresaka tamin’ireo delegasionina avy amin’ny kongresy Amerikanina notarihin’ny filohan’ny kaomisionina momba ny raharaha ara-pitsarana Bob Goolate ny minisitry ny fiarovam-pirenena Rasolofonirina Béni Xavier,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Aogositra 2017
Actualités.Centre Manantenasoa Tsara tohana avy amin’ny filoham-pirenena

Mankalaza ny faha-28 taona nijoroany ny Ny Association Akamasoa izay natsangan'i Père Pedro.

Hamaky ny tohiny
FTT