• Alatsinainy 04 Septambra 2017
Actualités.Rasolonjatovo Jean Michel Nodimandry ilay Mpitsara nikoizana

Nodimandry ny sabotsy 02 septambra teo i Jean Michel Rasolonjatovo, mpahay sy mpampianatra lalàna sady mpitsara niasa tao amin’ny Fitsarana momba ny fitantanambolam-panjakana (Cour des Comptes). Efa diplaomaty ihany koa izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Septambra 2017
Actualités.Hafahafa May ny tranon’ilay prezidan’ny Tribonaly

May kila hotohoton’ny afo ny trano fonenan’ny filohan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany ao Mandritsara, faritra Sofia.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Septambra 2017
Actualités.Antenimierandoholona Miezaka manakaiky ny vondrombahoakam-paritra

Loholona miisa 12 nahitana solontena isam-paritra avy eo anivon'ny Antenimierandoholona notarihan'ny filohany Rakotomanana Honoré no tonga nitafa sy nifampidinika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Septambra 2017
Actualités.Nosy-Be Niala tsiny tamin’ny mpanao gazety ny miaramila

Mbola miady mafy ny Etamazaoron’ny tafika aty an-drenivohitra ary miezaka manamarina amin’ny andinin-dalàna samihafa fa ara-dalàna tanteraka ny hetsika nataon’ny miaramilany teo amin’ny ranomasin’i Nosy Be.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Septambra 2017
Actualités.Hafahafa May ny tanàna

Mahalasa saina ny firongatry ny firehetan-javatra tato ho ato, tsy eto an-drenivohitra tsy any amin’ny faritra, toy ilay teny amin’ny toby famokarana herinaratra an’ny orinasa Aksaf Power teny Ambohimanambola, izay nahafatesana olona 3.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Septambra 2017
Actualités.Ranjatohery Harilala “Mbola misy olona tsara eto.”

Mikorontana ary tsy misy fitsipika ifampitondrana loatra intsony ny fiarahamonina ankehitriny, hoy ny mpanabe sady mpahay tantara, Ranjatohery Harilala.

Hamaky ny tohiny
FTT