• Zoma 08 Septambra 2017
Actualités.Antananarivo Renivohitra Miroso amin’ny fanatsarana ny tanàna

Nitondra fanamarihana ny CUA manoloana ny resabe voizina an-gazety sy amin’ny haino aman-jery sasany fa namidin’ny kaominina Antananarivo amin’ny vahiny ny tany na ny “Esplanade” etsy Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Septambra 2017
Actualités.Fenoarivo Atsimondrano Misy depiote mibodo tanin’olona

Velaran-tany mirefy 800 m2 no voalaza fa bodoina depiote iray hametrahany ny fiarany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Septambra 2017
Actualités.Mahajanga Razana nitsingevana teny amin'ny “Bord”

Hita omaly tamin’ny fiandohan’ny tolakandro teny amin'ny “Bord de la mer” nanoloana ny biraon’ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2017
Actualités.Fanambaram-pananana Tsy nanao ny 32%-n’ny olom-panjakana

Miroso amin’ny dingana fampiantsoana ireo mpitondra voasokajy ho mpandika lalàna ny BIANCO (Bureau Indépendant Anti-Corruption) ankehitriny, hoy ny tale jeneraliny Andriamifidy Jean Louis.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2017
Actualités.Fitakiana ny “îles éparses” Nandefasana taratasy Rajaonarimampianina

Nandefa taratasy misokatra any amin'ny filoham-pirenena mba hanao fanambarana lehibe momba ny fitakiana amin’i Frantsa ny “îles éparses” (Glorieuses, Juan de Nova, Europa, ary Bassas da India),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2017
Actualités.Fisorohana ny tsy fananan-tsata Hatomboka any an-tsekoly

Nampahafantarina tetsy amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena etsy Anosy ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny minisitera sy ny

Hamaky ny tohiny
FTT