• Sabotsy 09 Septambra 2017
Actualités.Rafitra ADPCSE Hiady ho an’ny mpiasa rehetra

Araka ny efa nampahafatarin-dry zareo avy eo anivon’ilay rafitra vaovao ADPCSE ao anatin’ny Fivondronamben’ireo Sendikan’ny mpiasa Malagasy Revolisionera ihany na ny FISEMARE,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Septambra 2017
Actualités.Fiatrehana ny loza voajanahary Niofana ireo mpiahy ny olona manana fahasembanana

Miomana amin’ny fiatrehana ny loza voajanahary ireo fikambanana miahy ny olona manana fahasembanana ao Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Septambra 2017
Actualités.« Salon des Etudes Sup » Nanampy tanora maro

Nifarana omaly zoma 8 septambra ny andiany faha-14 tamin’ny “Salon des Etudes Sup’” notanterahin’ny Madajeune teny amin’ny lapan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Septambra 2017
Actualités.Lalao Ravalomanana Asa fa tsy kabary

Vita hatreo ny resabe fa raha izay no nampandroso efa lasa paradisa Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Septambra 2017
Actualités.Lakan-drendrika tao Maroantsetra Olona 4 no mbola karohina

Araka ny fampitam-baovaon’ny lehiben’ny faritra Analanjirofo, Ramaroson Jacques, tetsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina omaly dia eo am-pikarohana hatrany ireo olona miisa 4 tsy hita popoka vokatry ny faharendrehana lakana iray tao Maroantsetra amin’izao fotoana ireo tompon’andraikitra amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Septambra 2017
Actualités.Sosialy Olona sahirana an-jatony notolorana fanampiana

Marihina isan-taona isaky ny 5 septambra ny andro manerantany ho an’ny asa fiantrana.

Hamaky ny tohiny
FTT