• Zoma 15 Septambra 2017
Actualités.Filoha Rajaonarimampianina « Tsy mivarotra tany amin’ny vahiny izahay »

Sesilany ny kiana mahazo ny fitondrana Rajaonarimampianina amin’ny resaka fivarotana tanindrazana amin’ny vahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Septambra 2017
Actualités.Halatra taribin’ny Jirama Tafakatra 19 900 m sahady tamin’ity taona ity

Mihamahazo vahana hatrany ny halatra taribin’ny orinasa JIRAMA tanterahin’ireo olon-dratsy eto amintsika. Tafakatra 19.900 metatra sahady tamin’ity taona ity, hoy Ralaivao Eloi, tale teknika izay mitentina 154 tapitrisa Ar.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Septambra 2017
Actualités.Fifaninanana tanàna madio Lasan’Atsimomparihy ny amboara

Lasan’ny fokontanin’Atsimomparihy ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo ny amboara tamin’ilay fifaninanana tanàna madio nokarakarain’ny kaominina Ambohidratrimo sy ny orinasa Vivo Energy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2017
Actualités.Mitia sy Fitia, kambana niraikitra Nosarahana omaly tao amin’ny HJRA

Zaza roa mahaleotena ankehitriny i Mitia sy Fitia. Tontosa omaly alarobia 13 septambra tao amin’ny HJRA Ampefiloha ny fanasarahana an’ireo kambana mirahavavy ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2017
Actualités.“Compteur intelligent » Fitaovana hiadiana amin’ny halatra herinaratra

Hiala maina amin’izay ireo mpangalatra herinaratra. “Compteur intelligent” miisa 8.500 izao no efa tonga hanoloana ny kaonteran-jiron’ireo tokantrano manana fandaniana mihoatra ny 900 kWh manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2017
Actualités.Mpilatsaka an-tsitrapo Niampy 17 mianadahy indray

Niampy 17 mianadahy ireo mpilatsaka an-tsitrapo Malagasy rehefa nianatra nandritra ny enim-bolana. Samy mbola mpianatry ny oniversite avokoa izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT