• Talata 19 Septambra 2017
Actualités.Maharante Jean de Dieu Gaboraraka ny fampidirana mpiasam-panjakana

Tsy fantatra mazava hatramin’izao ny tena isan’ireo mpiasam-bahoaka eto Madagasikara, hoy ny minisitry ny asam-panjakana Maharante Jean de Dieu.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2017
Actualités.MITIA SY FITIA Tsy misy ahiana intsony ny amin’izy ireo

Salama tsara tsy misy ahiana intsony ny fahasalaman’i Mitia sy Fitia zazavavy kely roa kambana nitambatra teo amin’ny kibony avy any Vakinankaratra, nodidiana tetsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha ny 13 septambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2017
Actualités.Kolikoly any Alaotra Dosie 30 hanaovan’ny Bianco fanadihadiana

Ireo sampan’asa eo anivon’ny Bianco Toamasina rehetra no ezahana entina eny ifotony, hoy ny tale iraisam-paritra ity Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2017
Actualités.Bekisoa Soavimasoandro Raikitra ny adin’ny Sinoa sy karana amin’ny Malagasy

Maromaro ihany izay raharahana ady tany nitranga tato ho ato izay. Tapa-bolana lasa izay dia vahoaka an’arivony no nitokona tetsy amin’ny fokontanin’i Bekisoa Soavimasoandro ao amin’ny firaisana faha 5.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Septambra 2017
Actualités.Vidin’ny henan’omby Hidina ato ho ato

Taorian’ny fifanatonana sy fifampiresahana teo anivon’ny koperativa Mada Omby sy ireo tompon’andraiki-panjakana dia nilamina ihany hatreto ny famatsian’omby ho an’Antananarivo, hoy ny filohan’ny koperativa, Tahiry Sambehafa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Septambra 2017
Actualités.Firehetan’ ny valanjavaboarin’Isalo Misy ambadika hafahafa

Nirehitra nanomboka ny talata 12 septambra teo ny valanjavaboarin’Isalo, ary omaly alakamisy 14 septambra vao voafehy tanteraka ny afo.

Hamaky ny tohiny
FTT