• Alatsinainy 25 Septambra 2017
Actualités.Fitrandrahana ao Ambinaninony - Ambatolampy Mety hivadika Soamahamanina 2

Mitohy hatrany ny fanoheran’ireo mponina ao amin’ny fokontanin’Ambatolampy, kaominina Ambinaninony, ny asa fitrandrahana harena ankibon’ny tany ataona orinasa kanadianina iray any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Septambra 2017
Actualités.Raharaha mafampana eto Madagasikara Tsy ampy tetibola hanaovan’ny mpanao gazety fanadihadiana

Nifarana tamin’ny herinandro teo ny fiofanana nomena ireo solontenan’ny mpanao gazety avy amin’ny faritra 22 mikasika ny fomba fanaovana fanadihadiana lalina eo amin’ny asa fanaovan-gazety na ny « Journalisme d’investigation ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Septambra 2017
Actualités.Maka toerana tokoa !

Mampalahelo ny maheno sy mahita teratany Sinoa mampiditra malagasy any am-ponja, hoy ny mpitarika fikambanana iray. Raha tsy olo-meloka ilay teratany Malagasy, rariny ve raha izay no zava-miseho ?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Septambra 2017
Actualités.Minisiteran’ny tontolo iainana Nandefasan’ny Mpamaky vato taratasy

Velon-taraina ireo fokonolona mivelona amin’ny famakiana vato ao amin’ny ala arovan’i Maromizaha, Andasibe, noho ny fisiana taratasy voarain’izy ireo avy amin’ny minisiteran’ny tontolo iainana mandidy ny fokonolona hampitsahatra ny asany ao anatin’ny faritra arovana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Septambra 2017
Actualités.Hikatso ny fitsarana Hitokona ny mpitsara sy ny mpiraki-draharaha

Nampitovy tadin-dokanga omaly ny sendikan’ny mpitsara sy mpiraki-draharahan’ny fitsarana ary nanao fanambarana iombonana teny Anosy fa hiroso amin’ny fitokonana faobe tsy misy fetrany manomboka amin’ny alarobia 27 septambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Septambra 2017
Actualités.Lalao Ravalomanana Olon’ny Fifanakalozana

Manoloana ny fanararaotan’ny sasany ny fahanginan’ny ben’ny tanàna tato ho ato, hoy ny fanazavan’ny tompon’andraikitry ny iraka eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, Sarah Zoe,

Hamaky ny tohiny
FTT