- Sabotsy 30 Septambra 2017
Actualités.Famoahana tsaho amin’ny facebook Raikitra ny fanenjehana
Feno 56 taona anio 30 septambra 2017 ny naha polisim-pirenena Malagasy ny polisim-pirenena Malagasy.
Hamaky ny tohinyFeno 56 taona anio 30 septambra 2017 ny naha polisim-pirenena Malagasy ny polisim-pirenena Malagasy.
Hamaky ny tohinyRehefa avy nandalo tany amin’ny faritra nankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny ranomasina 2017 nanomboka ny 28 septambra 2017
Hamaky ny tohinyHanakaiky hatrany ireo olona marefo sy sahirana ara-pivelomana, indrindra fa ireo mpikambana ao aminy mila fanampiana amin’ny fiatrehana ny fiainana ny CNaPS.
Hamaky ny tohinyNitsidika an’i Vakinankaratra ny mpiandraiki-draharaha vaovaon’ny Firenena Indonezianina eto Madagasikara omaly zoma, io no fitsidihina voalohany nataony hatramin’ny nahavoatendry azy eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNaharitra dimy andro ny atrikasa niarahana tamin’ireo mpianatry ny Universite Iscam ( Institut Superieure de la Communication des Affaires et du Management) ka ny kilasy Master 1 sy Master 2 sampam-pianarana “Design Thinking”, no nanantanteraka izany.
Hamaky ny tohinySamy manomana paikady hahafahana miady amin’ny fidorahana zava-mahadomelina avokoa amin’izao fanombohan’ny taom-pianarana vaovao izao ny ankamaroan’ireo sekoly eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohiny