- Talata 03 Oktobra 2017
Actualités.Zazavakely vao afaka CEPE
Bevohokana zanaka Patrôn’aomby. Zanaka sefom-pokontany iray tsy ampy taona,
Hamaky ny tohinyBevohokana zanaka Patrôn’aomby. Zanaka sefom-pokontany iray tsy ampy taona,
Hamaky ny tohinyMay ny ampahany amin’ny toeram-pitsangantsanganana Analamanga Park eny amin’ny lalam-pirenena faha-7 omaly alahady 01 oktobra 2017.
Hamaky ny tohinyBe loatra ireo onjapeo misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, raha ny nambaran’ny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra, Nepatraiky Rakotomamonjy.
Hamaky ny tohinyFahombiazana tanteraka ny fankalazana ny herinandron’ny Agro tany Andina Ambositra ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fahanginany rehefa ela tsy henoheno ny Apostoly Tsaratsara sy ny ekipany.
Hamaky ny tohinyNetsehan’ny birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (Bianco) ny raharaha boaderozy ka nisy ny famoahana anaran’olona telo mianadahy miaraka amin’ny didy fampisamborana azy ireo navoaka nanomboka omaly.
Hamaky ny tohiny