- Alarobia 04 Oktobra 2017
Actualités.Marc Ravalomanana “Mila mihaona ny Praiminisitra sy ny Ben’ny tanàna”
Raha haverin’ny fanjakana amin’ny kaominina ny SAMVA, ary homena ny kaominina ny andraikitra manala ny fako sy manadio ny tatatra, tsy manome mihoatra ny herinandro izahay, dia madio io.
Hamaky ny tohiny