- Talata 10 Oktobra 2017
Actualités.Lalatiana Rakotondrazafy Nifandamina tamin’i Honoré Rakotomanana
Tonga nihaona tamin’ny filohan’ny antenimierandoholona sy ny mpisolovava azy teny amin’ny Lapan’Anosikely omaly i Lalatiana Rakotondrazafy sy ny mpisolovava azy sy ny orinasany noho ny fitoriana nataon’ity filohana andrim-panjakana ity azy ireo.
Hamaky ny tohiny